AntsirabeTrano fivarotana fatanaAntsirabe

Ampihaviana Immeuble Volavita
Tel +261 32 05 297 54
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.Toerana ahitana azy

AntsirabeEspace de vente

Ny taona 2013, dia nosokafana ny trano fitehirizana fatana mitsitsy natokana hoan’ny faritra Avaratry Madagasikara. Ny birao dia natao amin’ny toerana ifamezivezen’ny olona tsy lavitra ny tampon-tanànan’Antsirabe, eo amin’ny sakeli-dalana ny lalam-pirenena faha 7 sy 34.

Niely vetivety ny vaovao teo amin’io toerana mandroso sy be mpivezivezy ara-barotra io, ary nitombo hatrany ireo olona tonga mividy fatana teo amin’ny trano fitehirizana fatana. Izany no nahatonga anay nanapa-kevitra nanarina ny trano hasiana fivarotana fatana ny taona 2016.

Team AntsirabeEkipan’ny ADES eto AntsirabeMpiasa 2 no ao anatin’ny ekipany ADES eto Antsirabe, ny iray miandraikitra ny fitantanana ny fitehirizana fatana, lozistika sy ny ara-taratasy rehetra, ary ny iray misahana ny fandraisana ireo mpanjifa, mampiofana, manentana sy mampianatra ny momba ny tontolo iainana.

Toerana ahitana azy Antsirabe

MapAntsirabe

Please publish modules in offcanvas position.