MahajangaIvotoerana ADES MahajangaMahajanga

Villa Cassidy Antanimasaja
Tel +261 32 05 622 63
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser., Toerana ahitana azy

Mahajanga Umwelttag 2012Andro iraisam-pirenena hoan’ny tontolo iainana 2012

Notokanana tamin’ny taona 2011 ny ivotoerana ADES Mahajanga.

Tahaka ny ivotoerana ADES rehetra, matetika manao asa fanentanana amin’ireo hetsika isankarazany toy ny : fetim-pirenena, andron’ny vehivavy, andron’ny asa, andron’ny ala sy ny adiny iray ho an’ny tany ny ADES Mahajanga.

solarkocher demo dorfFanehoana fomba fampiasana fatana masoandro eny ambanivohitra

Ny ekipan’ny ADES dia manentana ny mponina sy mandray anjara amin’ny foara sy hetsika isankarazany mba hanentanana ny vahoaka hiaro ny tontolo iainana, manoro ireo fomba fandrahoana ara ekolojika sy mitsitsy eny an-tsena sy eny amin’ireo toerana be mpivezivezy.

team majungaEkipan’ny ADES eto Mahajanga

Ekipan'ny ADES Mahajanga isan'ireo ivotoerana ADES mavitrika indrindra sy mahatratra hatrany ny isan'ny fatana kendrena alafo isan-taona.

Toerana ahitana azy Mahajanga

MapMahajanga

Please publish modules in offcanvas position.