Toliara Direction NationaleIvotoerana ADES Direction nationale ToliaraToliara (deux centres)

Direction nationale

Route Betanimena
BP 637, Toliara
Tel +261 94 444 63 / +261 32 707 29 58
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser., Toerana ahitana azy

Toliara Direction NationalTrano lehibe voalohany

Ny ivotoerana voalohany an’i ADES dia natsangana eto Toliara ny taona 2003.

Ny Foiben’ny ADES Madagasikara, ny foibe Nasionaly : ny sampana fitantanan-draharaha sy ara-bola, informatika, ny lozistika, ny serasera sy ny CO2 dia mandrindra ny asan’ireo ivotoerana ADES sy miantoka ny fampandehanana tsara ny asa.

Toliara WerkstattTrano famokaranaNy trano famokarana fatana ADES dia manatrika ny efitrano lehibe ary ahitana trano fandrafetana hazo, efitrano fanefena vy ary efitrano fikirakirana ny elektrika.

Team DNEkipan’ny Foibe Nasionaly Toliara

Team technique DNEkipa teknika Toliara

Toliara Direction RégionaleIvotoerana ADES Direction régionale Toliara

Direction régionale

Ampasikibo villa Masoandro
BP 637, Tuléar 601
Tel +261 94 445 44 / +261 33 08 457 54
Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser., Toerana ahitana azy

Toliara Café SolaireKafe Masoandro manoloana ny ivotoerana ADES ToliaraNy biraon’ny ivotoerana ADES.

team dru toliaraEkipan'ny ADES eto direction régionale Toliara

Toerana ahitana azy Direction Nationale

MapToliaraDN

Toerana ahitana azy Direction Régionale

MapToliaraDR

Please publish modules in offcanvas position.